Isaia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+Ary saronany ny lohanareo, izany hoe ny mpahita fahitana.+
10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+Ary saronany ny lohanareo, izany hoe ny mpahita fahitana.+