Salamo 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+ Salamo 74:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Andriamanitra ô, mandra-pahoviana no mbola haneso anao ny mpanohitra anao?+ Tsy hanaja ny anaranao mandrakizay ve ny fahavalo?+ Apokalypsy 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony ô, ilay masina sy marina,+ rahoviana ihany ianao vao hitsara ny olona mipetraka eny ambonin’ny tany+ ka hamaly ny ranay nalatsak’izy ireny?”
22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana ianao no nahafoy ahy?+ Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahySady tsy mihaino ny fitarainako?+
10 Andriamanitra ô, mandra-pahoviana no mbola haneso anao ny mpanohitra anao?+ Tsy hanaja ny anaranao mandrakizay ve ny fahavalo?+
10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony ô, ilay masina sy marina,+ rahoviana ihany ianao vao hitsara ny olona mipetraka eny ambonin’ny tany+ ka hamaly ny ranay nalatsak’izy ireny?”