Salamo 83:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Jereo fa mitabataba be ny fahavalonao,+Ary mirehareha* ireo mankahala anao. Salamo 83:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy izy ireo: “Andao hofongorantsika ny fireneny,+Amin’izay dia tsy hotsaroana intsony ny anarana hoe Israely.”
4 Hoy izy ireo: “Andao hofongorantsika ny fireneny,+Amin’izay dia tsy hotsaroana intsony ny anarana hoe Israely.”