Isaia 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hanisy ratsy an’iza na iza izy ireo,+Sady tsy hanimba na inona na inona eran’ny tendrombohitro masina,+Satria ho feno fahalalana an’i Jehovah ny tany,Hoatran’ny rano manarona ny fanambanin’ny ranomasina.+
9 Tsy hanisy ratsy an’iza na iza izy ireo,+Sady tsy hanimba na inona na inona eran’ny tendrombohitro masina,+Satria ho feno fahalalana an’i Jehovah ny tany,Hoatran’ny rano manarona ny fanambanin’ny ranomasina.+