-
Hebreo 12:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Nanozongozona ny tany ny feony tamin’izay,+ fa amin’izao kosa izy nampanantena hoe: “Mbola hohozongozoniko indray ny tany, nefa tsy ny tany ihany fa ny lanitra koa.”+ 27 Ilay teny hoe “indray” dia midika fa hesorina izay zavatra hozongozonina, izany hoe ny zavatra natao, amin’izay mba ho eo foana ny zavatra tsy hozongozonina.
-