Joela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hiaro mafy ny* taniny i Jehovah,Ary hangoraka ny vahoakany izy.+ Zakaria 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy indray ilay anjely niresaka tamiko: “Miantsoantsoa hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tena hafana fo hiaro an’i Jerosalema sy Ziona aho.+
14 Dia hoy indray ilay anjely niresaka tamiko: “Miantsoantsoa hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tena hafana fo hiaro an’i Jerosalema sy Ziona aho.+