Jeremia 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Hahita loza ireo mpiandry ondry mandripaka sy manaparitaka ny ondry ao an-kijanako!”, hoy i Jehovah.+ Matio 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy, satria hidianareo eo anoloan’ny olona ny Fanjakan’ny lanitra! Ianareo tsy miditra, nefa izay te hiditra tsy avelanareo hiditra.+
23 “Hahita loza ireo mpiandry ondry mandripaka sy manaparitaka ny ondry ao an-kijanako!”, hoy i Jehovah.+
13 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy, satria hidianareo eo anoloan’ny olona ny Fanjakan’ny lanitra! Ianareo tsy miditra, nefa izay te hiditra tsy avelanareo hiditra.+