Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’ Joela 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hierona hoatran’ny liona avy ao Ziona i Jehovah,Ary hiantsoantso avy ao Jerosalema izy. Hihozongozona ny lanitra sy ny tany,Nefa ho fialofan’ny vahoakany i Jehovah,+Sady ho fiarovana mafy ho an’ny vahoakan’Israely. Zakaria 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho fiarovana manodidina ny mponin’i Jerosalema i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Ary izay tafintohina* dia ho lasa hoatran’i Davida, amin’izany andro izany. Ny taranak’i Davida kosa hitovy amin’Andriamanitra, hitovy amin’ilay anjelin’i Jehovah izay mandeha eo alohany.+
10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’
16 Hierona hoatran’ny liona avy ao Ziona i Jehovah,Ary hiantsoantso avy ao Jerosalema izy. Hihozongozona ny lanitra sy ny tany,Nefa ho fialofan’ny vahoakany i Jehovah,+Sady ho fiarovana mafy ho an’ny vahoakan’Israely.
8 Ho fiarovana manodidina ny mponin’i Jerosalema i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Ary izay tafintohina* dia ho lasa hoatran’i Davida, amin’izany andro izany. Ny taranak’i Davida kosa hitovy amin’Andriamanitra, hitovy amin’ilay anjelin’i Jehovah izay mandeha eo alohany.+