1 Ny tenin’i Amosa, izay anisan’ny mpiompy ondry avy ao Tekoa,+ roa taona talohan’ilay horohoron-tany.+ Azony tao amin’ny fahitana momba ny Israely izany teny izany, tamin’ny andron’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy+ mpanjakan’ny Israely.