1 Mpanjaka 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nampanantsoin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra tsy an-kanavaka. Dia nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa an’i Rama, ka ireny no nampiasain’i Asa Mpanjaka hanorenana* an’i Geban’i+ Benjamina sy Mizpa.+
22 Nampanantsoin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra tsy an-kanavaka. Dia nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa an’i Rama, ka ireny no nampiasain’i Asa Mpanjaka hanorenana* an’i Geban’i+ Benjamina sy Mizpa.+