-
Mika 7:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,
Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+
Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,
Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
19 Hamindra fo aminay indray ianao,+ ary horesenao* ny fahadisoanay.
Hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotanay rehetra.+
-