2 Tantara 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany aho.+ Ary ny tafiky ny lanitra manontolo+ nitsangana teo ankavanany sy teo ankaviany.+ Joba 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+ Daniela 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nisy renirano afo nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo* no nanompo azy, ary iray alina ampitomboina iray alina* no nijoro teo anatrehany.+ Dia natomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana. Lioka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao. Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?
18 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany aho.+ Ary ny tafiky ny lanitra manontolo+ nitsangana teo ankavanany sy teo ankaviany.+
6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+
10 Nisy renirano afo nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo* no nanompo azy, ary iray alina ampitomboina iray alina* no nijoro teo anatrehany.+ Dia natomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana.
19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao.
14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?