Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa. Zakaria 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa Mpisoronabe. Mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa atao famantarana ianareo. Efa mitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho izao.
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa.
8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa Mpisoronabe. Mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa atao famantarana ianareo. Efa mitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho izao.