Salamo 47:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa mendrika hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra;+Izy ilay Mpanjaka lehibe manerana ny tany manontolo.+ Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.
2 Fa mendrika hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra;+Izy ilay Mpanjaka lehibe manerana ny tany manontolo.+
10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.