Isaia 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+ Hidina hampihatra didim-pitsarana amin’i Edoma izy io,+Ka hamely ny olona efa natokako haringana. Obadia 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho lasa afo ny taranak’i Jakoba,Ho lelafo ny taranak’i Josefa,Ary ho vodivary kosa ny taranak’i Esao.Hodoran’izy ireo sy holevoniny ny taranak’i Esao,Ka tsy hisy ho velona intsony,+Fa i Jehovah no efa niteny.
5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+ Hidina hampihatra didim-pitsarana amin’i Edoma izy io,+Ka hamely ny olona efa natokako haringana.
18 Dia ho lasa afo ny taranak’i Jakoba,Ho lelafo ny taranak’i Josefa,Ary ho vodivary kosa ny taranak’i Esao.Hodoran’izy ireo sy holevoniny ny taranak’i Esao,Ka tsy hisy ho velona intsony,+Fa i Jehovah no efa niteny.