9 Raha mahatonga anao hanota koa ny masonao, dia esory ka ario lavitra anao. Fa aleo ianao toka-maso nefa miditra any amin’ny fiainana, toy izay manana maso roa nefa hatsipy any amin’ny Gehena* mirehitra.+
47 Ary raha mahatonga anao hanota ny masonao, dia ario lavitra anao.+ Fa aleo ianao toka-maso nefa miditra any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra, toy izay manana maso roa nefa hatsipy any amin’ny Gehena.*+