Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.” 1 Petera 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Raha ny olo-marina aza sarotra ny hahavoavonjy azy, dia inona no hanjo ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota?”+
22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”
18 “Raha ny olo-marina aza sarotra ny hahavoavonjy azy, dia inona no hanjo ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota?”+