10 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana hamela heloka eto an-tany+ ny Zanak’olona...”+ Dia hoy izy tamin’ilay malemy: 11 “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary mandehana mody.”
24 Mba hahafantaranareo anefa fa manana fahefana hamela heloka eto an-tany ny Zanak’olona...” Dia hoy izy tamin’ilay lehilahy malemy: “Izao no lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao, ary mandehana mody.”+