Matio 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+
3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+