Lioka 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanontanian’i Jesosy àry ireo nahay Lalàna sy ny Fariseo hoe: “Azo atao sa tsia ny manasitrana amin’ny Sabata?”+ Jaona 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy ny Fariseo sasany avy eo: “Tsy nirahin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Olona mpanota ve dia hahavita fahagagana* hoatr’izany?”+ Tsy nitovy hevitra àry izy ireo.+
3 Nanontanian’i Jesosy àry ireo nahay Lalàna sy ny Fariseo hoe: “Azo atao sa tsia ny manasitrana amin’ny Sabata?”+
16 Hoy ny Fariseo sasany avy eo: “Tsy nirahin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Olona mpanota ve dia hahavita fahagagana* hoatr’izany?”+ Tsy nitovy hevitra àry izy ireo.+