Matio 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hotorina maneran-tany* ity vaovao tsaran’ilay Fanjakana ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany. Romanina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy anefa aho: Sao dia tsy naheno izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny tenin’izy ireo, ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina ny hafatra nentiny.”+ Kolosianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 tonga tany aminareo. Ary mamoa io vaovao tsara io sady miparitaka eran’izao tontolo izao+ hoatran’ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nahenoanareo sy nahafantaranareo tsara an’ilay tena hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.
14 Ary hotorina maneran-tany* ity vaovao tsaran’ilay Fanjakana ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.
18 Hoy anefa aho: Sao dia tsy naheno izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny tenin’izy ireo, ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina ny hafatra nentiny.”+
6 tonga tany aminareo. Ary mamoa io vaovao tsara io sady miparitaka eran’izao tontolo izao+ hoatran’ny atỳ aminareo koa, nanomboka tamin’ny andro nahenoanareo sy nahafantaranareo tsara an’ilay tena hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.