Marka 6:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 satria nahita azy daholo izy rehetra ka natahotra. Tonga dia niteny tamin’izy ireo anefa izy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity! Aza matahotra.”+ Jaona 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy anefa i Jesosy: “Izaho ihany ity ka! Aza matahotra!”+
50 satria nahita azy daholo izy rehetra ka natahotra. Tonga dia niteny tamin’izy ireo anefa izy hoe: “Mahereza fa izaho ihany ity! Aza matahotra.”+