30 Koa raha ny zavamaniry any an-tsaha aza ataon’Andriamanitra mitafy tsara tarehy hoatr’izany, nefa androany ihany ireny no eo, fa rahampitso dia hatsipy any anaty afo,* tsy mainka ve ianareo, ry kely finoana?
26 Hoy anefa izy tamin’izy ireo: “Nahoana ianareo no saro-tahotra,* ry kely finoana?”+ Dia nitsangana izy, ary noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, ka lasa tony be ny andro.+