Matio 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+ Marka 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia tonga ny Fariseo ka nanomboka niady hevitra taminy, sady nangataka famantarana avy any an-danitra mba hitsapana azy.+ Lioka 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny hafa kosa nangataka famantarana+ taminy avy tany an-danitra, mba hitsapana azy.
38 Ary hoy ny mpanora-dalàna sy Fariseo sasany taminy: “Mpampianatra ô, te hahita famantarana avy aminao izahay.”+
11 Dia tonga ny Fariseo ka nanomboka niady hevitra taminy, sady nangataka famantarana avy any an-danitra mba hitsapana azy.+