2 Petera 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy mba ela i Jehovah* manatanteraka ny fampanantenany,+ araka ny fiheveran’ny sasany azy, fa manam-paharetana aminareo kosa izy, satria tsy tiany hisy ho ringana ny olona fa tiany hibebaka daholo.+
9 Tsy mba ela i Jehovah* manatanteraka ny fampanantenany,+ araka ny fiheveran’ny sasany azy, fa manam-paharetana aminareo kosa izy, satria tsy tiany hisy ho ringana ny olona fa tiany hibebaka daholo.+