Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+ Matio 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary mamelà ny helokay,* tahaka ny namelanay izay meloka* taminay.+ Matio 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo àry, dia mba ataovy aminy koa.+ Izany, raha ny marina, no lazain’ny Lalàna sy ny Mpaminany.+ Jakoba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+
7 Aoka ny ratsy fanahy hiala amin’ny ratsy fanaony,+Ary ny mpanao ratsy tsy hieritreritra zava-dratsy intsony.Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy,+Dia amin’ilay Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
12 “Izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo àry, dia mba ataovy aminy koa.+ Izany, raha ny marina, no lazain’ny Lalàna sy ny Mpaminany.+
13 Hotsaraina tsy misy indrafo mantsy ny olona tsy mpamindra fo. Fa izay mamindra fo no ho tafavoaka rehefa tsaraina.*+