Eksodosy 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namanao.+ Deoteronomia 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namanao.+