Matio 27:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tamin’ny farany, rehefa avy nanesoeso azy izy ireo, dia nesoriny ilay lamba, ary nampanaoviny azy indray ny akanjony ivelany. Nentiny hofantsihana teo amin’ny tsato-kazo izy avy eo.+ Jaona 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nalain’i Pilato i Jesosy avy eo, dia nokaravasiny.+
31 Tamin’ny farany, rehefa avy nanesoeso azy izy ireo, dia nesoriny ilay lamba, ary nampanaoviny azy indray ny akanjony ivelany. Nentiny hofantsihana teo amin’ny tsato-kazo izy avy eo.+