Lioka 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa iza moa no lehibe kokoa: Ilay misakafo* sa ilay manompo?* Tsy ilay misakafo* ve? Fa izaho dia toy ny mpanompo*+ eto aminareo. Jaona 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa raha izaho Tompo sy Mpampianatra aza nanasa ny tongotrareo,+ dia ianareo koa mba tokony hifanasa* tongotra.+ Filipianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nafoiny kosa ny zava-drehetra, dia lasa hoatran’ny mpanompo+ izy ary lasa olombelona.*+
27 Fa iza moa no lehibe kokoa: Ilay misakafo* sa ilay manompo?* Tsy ilay misakafo* ve? Fa izaho dia toy ny mpanompo*+ eto aminareo.
14 Koa raha izaho Tompo sy Mpampianatra aza nanasa ny tongotrareo,+ dia ianareo koa mba tokony hifanasa* tongotra.+