-
Isaia 53:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Niaritra ny mafy izy ka ho afa-po amin’izay hitany.
-
-
Titosy 2:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Miandry an’ilay zavatra mahafaly antenaintsika koa isika,+ sady miandry ny fisehoana be voninahitr’ilay Andriamanitra tena miavaka sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. 14 Nanolotra ny tenany ho antsika izy+ mba hanafahana* antsika+ amin’ny karazana fandikan-dalàna rehetra sy mba hanadiovana firenena iray ho fananany manokana, dia firenena mazoto manao asa tsara.+
-