Marka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izany no antony itenenako aminareo hoe: Izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo izany, dia ho azonareo izany.+ Lioka 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izao àry ny teniko aminareo: Mangataha foana,+ dia homena ianareo. Mitadiava foana, dia hahita ianareo. Dondòny foana, dia hovohana ianareo.+ Jaona 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+ Jakoba 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena, dia aoka izy hangataka an’izany foana amin’Andriamanitra,+ satria malala-tanana amin’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy manome tsiny.*+ Dia homena azy izany.+ 1 Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.
24 Izany no antony itenenako aminareo hoe: Izay rehetra angatahinareo amim-bavaka, dia minoa hoe efa azonareo izany, dia ho azonareo izany.+
9 Izao àry ny teniko aminareo: Mangataha foana,+ dia homena ianareo. Mitadiava foana, dia hahita ianareo. Dondòny foana, dia hovohana ianareo.+
13 Ary izay rehetra angatahinareo amin’ny anarako, dia hataoko mba hanomezam-boninahitra ny Ray amin’ny alalan’ny Zanaka.+
5 Koa raha misy aminareo tsy ampy fahendrena, dia aoka izy hangataka an’izany foana amin’Andriamanitra,+ satria malala-tanana amin’ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy manome tsiny.*+ Dia homena azy izany.+
22 Ary na inona na inona angatahintsika, dia azontsika avy aminy izany,+ satria mankatò ny didiny isika sady manao izay mahafinaritra azy.