Lioka 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy i Jesosy taminy: “Nisy lehilahy nanao fanasambe,*+ dia nanasa olona be dia be. Apokalypsy 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay asaina amin’ilay sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena teny nolazain’Andriamanitra izany.”
9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay asaina amin’ilay sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena teny nolazain’Andriamanitra izany.”