Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara. Ary inona moa no takin’i* Jehovah aminao, Afa-tsy ny hanao ny rariny*+ sy tsy hivadika,*+Sady hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’ny Andriamanitrao?+ Jaona 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza mitsara ivelany intsony, fa mba mitsarà araka ny rariny.”+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara. Ary inona moa no takin’i* Jehovah aminao, Afa-tsy ny hanao ny rariny*+ sy tsy hivadika,*+Sady hanetry tena+ rehefa miara-mandeha amin’ny Andriamanitrao?+