Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+ Lioka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+
22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+