-
Genesisy 6:11-13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Lasa simba anefa ny tany teo imason’Andriamanitra, sady feno herisetra. 12 Rehefa nojeren’Andriamanitra ny tany, dia hitany fa simba.+ Nanao ratsy mantsy ny olona* rehetra teto an-tany.+
13 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noa: “Tapa-kevitra aho fa handringana ny nofo rehetra, satria feno herisetra ny tany. Dia haringako izy ireo, ary hosimbako koa ny tany.+
-