3 Koa nataony izay hahatonga anao hanetry tena, ka navelany ho noana ianao,+ ary nomeny mana ho sakafonao,+ dia mana tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razambenao. Tiany hampahafantarina anao mantsy fa tsy ny mofo ihany no mahavelona ny olona, fa ny teny rehetra lazain’i Jehovah koa.+