-
Lioka 19:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Ary hoy izy tamin’ireo nijoro teo: ‘Alaivo ilay mina any aminy, dia omeo an’ilay manana folo mina.’+ 25 Hoy anefa izy ireo taminy: ‘Efa manana folo mina izy, tompoko!’ 26 Dia hoy izy: ‘Lazaiko aminareo fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
-