Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+