-
Jaona 18:25-27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary mbola nijoro nitanina afo teo i Simona Petera no nisy nanontany hoe: “Tsy mpianany koa moa ianao?” Dia nanda izy hoe: “Tsy mpianany aho ka!”+ 26 Hoy ny iray tamin’ny mpanompon’ny mpisoronabe, izay havan’ilay olona nokapain’i Petera ny sofiny:+ “Tsy ianao ve ilay hitako tao amin’ny zaridaina niaraka taminy?” 27 Nanda indray anefa i Petera, ary teo no ho eo ihany dia nisy akoho naneno.+
-