Lioka 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso hoe: “Vonoy io lehilahy io,* fa i Barabasy no afaho ho anay!”+ Jaona 18:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Niantsoantso mafy indray anefa ireo hoe: “Tsy io lehilahy io, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa i Barabasy.+ Asan’ny Apostoly 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nolavinareo tokoa ilay masina sy marina. Mpamono olona no nangatahinareo hafahana ho anareo,+
18 Fa ny vahoaka rehetra kosa niantsoantso hoe: “Vonoy io lehilahy io,* fa i Barabasy no afaho ho anay!”+
40 Niantsoantso mafy indray anefa ireo hoe: “Tsy io lehilahy io, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa i Barabasy.+