Matio 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Hoatran’ny kaopy sy vilia+ madio ivelany mantsy ianareo,* nefa ao anatinareo ianareo tsy mety afa-po*+ sady tsy mahafehy tena.+ Lioka 11:38, 39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Gaga anefa ilay Fariseo rehefa nahita fa tsy nisasa* izy talohan’ny sakafo.+ 39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Hoatran’ny kaopy sy vilia madio ivelany ianareo Fariseo,* nefa ao anatinareo ianareo tsy mety afa-po sady ratsy fanahy.+
25 “Hahita loza ianareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Hoatran’ny kaopy sy vilia+ madio ivelany mantsy ianareo,* nefa ao anatinareo ianareo tsy mety afa-po*+ sady tsy mahafehy tena.+
38 Gaga anefa ilay Fariseo rehefa nahita fa tsy nisasa* izy talohan’ny sakafo.+ 39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Hoatran’ny kaopy sy vilia madio ivelany ianareo Fariseo,* nefa ao anatinareo ianareo tsy mety afa-po sady ratsy fanahy.+