Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho ela velona ianao, eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Efesianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hajao ny rainao sy ny reninao.”+ Izany no didy voalohany misy an’izao fampanantenana izao:
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho ela velona ianao, eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+