13 “Ianareo no siran’ny+ tany. Raha lasa matsatso anefa ny sira, dia ahoana no hamerenana azy ho masira indray? Tsy azo ampiasaina na amin’inona na amin’inona intsony izy, fa hatsipy eny ivelany+ mba hohitsakitsahin’ny olona.
34 “Tsara tokoa ny sira, nefa raha ny sira indray no lasa matsatso, dia inona no hamerenana ny tsirony?+35 Tsy mety hatao amin’ny tany na amin’ny zezika ilay izy, ka arian’ny olona fotsiny. Izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino.”+