Matio 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary* ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ary omeo ho an’ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra ianao.+ Ary andao hanara-dia ahy.”+
21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary* ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ary omeo ho an’ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra ianao.+ Ary andao hanara-dia ahy.”+