Romanina 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony haloa aminy: Ny hetra ho an’izay mitaky hetra,+ ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ary ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+ Titosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ampahatsiahivo foana izy ireo mba hanaiky sy hankatò ny fanjakana sy ny manam-pahefana,+ ho vonona hanao ny asa tsara rehetra, 1 Petera 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Noho ny amin’ny Tompo, dia ekeo izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,
7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony haloa aminy: Ny hetra ho an’izay mitaky hetra,+ ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ary ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+
3 Ampahatsiahivo foana izy ireo mba hanaiky sy hankatò ny fanjakana sy ny manam-pahefana,+ ho vonona hanao ny asa tsara rehetra,
13 Noho ny amin’ny Tompo, dia ekeo izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,