Matio 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+ Lioka 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy tamin’ilay lehilahy maty tanana:* “Mitsangàna dia mijoroa etsy afovoany etsy.” Dia nitsangana izy ka nijoro teo. Apokalypsy 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zanak’ilay vehivavy, dia ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo, sady hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+
4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy: “Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo?+
8 Fantatr’i Jesosy anefa ny eritreritr’izy ireo,+ ka hoy izy tamin’ilay lehilahy maty tanana:* “Mitsangàna dia mijoroa etsy afovoany etsy.” Dia nitsangana izy ka nijoro teo.
23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zanak’ilay vehivavy, dia ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo, sady hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+