Matio 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary aza avela ho resin’ny fakam-panahy izahay,*+ fa afaho* amin’ilay ratsy.’+ Lioka 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary mamelà ny helokay,+ fa izahay koa mba mamela an’izay nanota* taminay.+ Ary aza avela ho resin’ny fakam-panahy+ izahay.’”* Lioka 22:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Koa niteny tamin’izy ireo izy hoe: “Maninona ianareo no matory? Mitsangàna ary mivavaha foana, mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+
4 Ary mamelà ny helokay,+ fa izahay koa mba mamela an’izay nanota* taminay.+ Ary aza avela ho resin’ny fakam-panahy+ izahay.’”*
46 Koa niteny tamin’izy ireo izy hoe: “Maninona ianareo no matory? Mitsangàna ary mivavaha foana, mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+