Isaia 53:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nampijalina+ sy nanaiky hampahorina izy,+Nefa tsy mba niteny mihitsy. Nentina hoatran’ny ondry hovonoina izy,+Hoatran’ny ondrivavy mangina eo anatrehan’ny mpanety azy,Ka tsy niteny mihitsy.+ 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
7 Nampijalina+ sy nanaiky hampahorina izy,+Nefa tsy mba niteny mihitsy. Nentina hoatran’ny ondry hovonoina izy,+Hoatran’ny ondrivavy mangina eo anatrehan’ny mpanety azy,Ka tsy niteny mihitsy.+
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.