Matio 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy iray avy any Kyrena, antsoina hoe Simona. Notereny hitondra ny hazo fijalian’i* Jesosy io lehilahy io.+ Lioka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa nitondra an’i Jesosy izy ireo, dia nosakanany i Simona avy any Kyrena, izay avy tany ambanivohitra. Dia nampitondrain’izy ireo an’i Simona ny hazo fijaliana* ary nasainy nandeha tao aorianan’i Jesosy izy.+
32 Rehefa nivoaka izy ireo, dia nahita lehilahy iray avy any Kyrena, antsoina hoe Simona. Notereny hitondra ny hazo fijalian’i* Jesosy io lehilahy io.+
26 Rehefa nitondra an’i Jesosy izy ireo, dia nosakanany i Simona avy any Kyrena, izay avy tany ambanivohitra. Dia nampitondrain’izy ireo an’i Simona ny hazo fijaliana* ary nasainy nandeha tao aorianan’i Jesosy izy.+