55 Ary nanaraka teny koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+ 56 Dia nody izy ireo mba hanomana zava-manitra sy menaka manitra. Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny Sabata,+ satria izany no takin’ny Lalàna.